The Bible Software
bible.software › Bokin'i Nehemia › Bokin'i Nehemia 7 › Bokin'i Nehemia 7:29

Bokin'i Nehemia 7:29

ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The men of Kirjath-jearim, Chephirah, and Beeroth, seven hundred forty and three.

In Context

28ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;

30ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;

Read all of Bokin'i Nehemia 7

Cross References

Joshua 9:17Dia niainga ny Zanak’ Isiraely ka tonga tany an-tanànan’ ireo tamin’ ny andro fahatelo. Ary Gibeona sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima no tanànany.

Judges 18:12Ary niakatra ireo ka nitoby tany Kiriata-jearima any Joda (izany no nanaovana ny anaran’ izany tany izany hoe mandraka androany Mahane-dana; indro, eo andrefan’ i Kiriata-jearima izany).

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Nehemia 7:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Nehemia 7:28Bokin'i Nehemia 7Bokin'i Nehemia 7:30 →