Bokin'i Nehemia 7:31
ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The men of Michmas, an hundred and twenty and two.
In Context
30ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato;
32ny mponina tany Betela sy Ay dia telo amby roa-polo amby zato;
Cross References
1 Samuel 13:5Ary ny Filistina telo alina an-kalesy sy enina arivo an-tsoavaly ary vahoaka betsaka tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina dia nivory hiady tamin’ ny Isiraely; dia nandeha izy ka nitoby tany Mikmasy atsinanan’ i Betavena.
Ezra 2:27ny mponina tany Mikmasy dia roa amby roa-polo amby zato;