Bokin'i Nehemia 7:36
ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Jericho, three hundred forty and five.
In Context
35ny zanak’ i Harima dia roa-polo amby telon-jato;
37ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;
Cross References
Nehemiah 3:2Ary manarakaraka ireo dia nandrafitra koa ny mponina tany Jeriko. Ary manarakaraka ireo indray dia nandrafitra koa Zakora, zanak’ Imry.