Bokin'i Nehemia 7:37
ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and one.
In Context
36ny zanak’ i Jeriko dia dimy amby efa-polo amby telon-jato;
38ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.
Cross References
Ezra 2:33ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato;
Nehemiah 11:34sy Hadida sy Zeboïma sy Nebala