The Bible Software
bible.software › Bokin'i Nehemia › Bokin'i Nehemia 7 › Bokin'i Nehemia 7:39

Bokin'i Nehemia 7:39

Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak’ i Jedaia, avy tamin’ ny mpianakavin’ i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The priests: the children of Jedaiah, of the house of Jeshua, nine hundred seventy and three.

In Context

38ny zanak’ i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.

40ny taranak’ Imera, dia roa amby dimam-polo amby arivo;

Read all of Bokin'i Nehemia 7

Cross References

1 Chronicles 24:11ny fahasivy an’ i Jesoa, ny fahafolo an’ i Sekania.

Nehemiah 11:3Ary izao no ben’ ny tany izay nonina tany Jerosalema; fa ny tao an-tanànan’ ny Joda samy nonina tao amin’ ny taniny avy, tao an-tanànany, dia ny Isiraely, ny mpisorona sy ny Levita sy ny Netinima ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Nehemia 7:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Nehemia 7:38Bokin'i Nehemia 7Bokin'i Nehemia 7:40 →