Bokin'i Nehemia 7:41
ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Pashur, a thousand two hundred forty and seven.
In Context
40ny taranak’ Imera, dia roa amby dimam-polo amby arivo;
42ny taranak’ i Harima dia fito ambin’ ny folo sy arivo.
Cross References
1 Chronicles 9:12ary Adaia, zanak’ i Jerohama, zanak’ i Pasora, zanak’ i Malkia, ary Masay, zanak’ i Adiela, zanak’ i Jazera, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Mesilemita, zanak’ Imera.
Ezra 2:38ny taranak’ i Pasora dia fito amby efa-polo amby roan-jato sy arivo;