Bokin'i Nehemia 7:47
ny taranak’ i Kerosa, ny taranak’ i Sia, ny taranak’ i Padona,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Keros, the children of Sia, the children of Padon,
In Context
46Ary ny Netinima koa dia izao: Ny taranak’ i Ziha, ny taranak’ i Hasofa, ny taranak’ i Tabaota,
48ny taranak’ i Lebana, ny taranak’ i Hagaba, ny taranak’ i Salmay,