Bokin'i Nehemia 7:52
ny taranak’ i Besay, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Besai, the children of Meunim, the children of Nephishesim,
In Context
51ny taranak’ i Gazama, ny taranak’ i Oza, ny taranak’ i Pasea,
53ny taranak’ i Bakboka, ny taranak’ i Hakafa, ny taranak’ i Harora,
Cross References
Ezra 2:50ny taranak’ i Asna, ny taranaky ny Meonita, ny taranaky ny Nefisita,