Bokin'i Nehemia 7:57
Ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona koa dia izao: Ny taranak’ i Sotahy, ny taranak’ i Sofereta, ny zanak’ i Perida,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
56ny taranak’ i Nezia, ny taranak’ i Hatifa.
58ny taranak’ i Jala, ny taranak’ i Darkona, ny taranak’ i Gidela,
Cross References
Nehemiah 11:3Ary izao no ben’ ny tany izay nonina tany Jerosalema; fa ny tao an-tanànan’ ny Joda samy nonina tao amin’ ny taniny avy, tao an-tanànany, dia ny Isiraely, ny mpisorona sy ny Levita sy ny Netinima ary ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona.