Bokin'i Nehemia 7:60
Ny Netinima rehetra sy ny taranaky ny mpanompon’ i Solomona dia roa amby sivi-folo amby telon-jato.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
All the Nethinims, and the children of Solomon’s servants, were three hundred ninety and two.
In Context
59ny taranak’ i Sefatia, ny taranak’ i Hatila, ny taranak’ i Pokereta-hazebaima, ny taranak’ i Amona.