bible.software › Bokin'i Nehemia › Bokin'i Nehemia 7 › Bokin'i Nehemia 7:66
Bokin'i Nehemia 7:66
Ny tontalin’ ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The whole congregation together was forty and two thousand three hundred and threescore,
In Context
65Ary ny governora nilaza fa tsy mahazo mihinana ny zava-masìna indrindra izy mandra-pitsangan’ izay mpisorona anankiray mitondra ny Orima sy Tomima.
67afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy;
Read all of Bokin'i Nehemia 7
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Nehemia 7:66