bible.software › Bokin'i Nehemia › Bokin'i Nehemia 7 › Bokin'i Nehemia 7:72
Bokin'i Nehemia 7:72
Ary izay nomen’ ny olona sisa dia darika volamena roa alina sy mane volafotsy roa arivo ary akanjo-mpisorona fito amby enim-polo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And that which the rest of the people gave was twenty thousand drams of gold, and two thousand pounds of silver, and threescore and seven priests’ garments.
In Context
71Ary ny sasany tamin’ ny lohan’ ny fianakaviana dia nanome darika volamena roa alina sy mane volafotsy roan-jato sy roa arivo ho ao amin’ ny rakitra hanaovana ny asa.
73Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny mpiandry varavarana sy ny mpihira sy ny sasany amin’ ny vahoaka ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra.
Read all of Bokin'i Nehemia 7
Cross References
2 Kings 22:14Dia nandeha Hilkia mpisorona sy Ahikama sy Akbora sy Safana ary Asaia ka nankany amin’ i Holda mpaminanivavy, vadin’ i Saloma, zanak’ i Tikva, zanak’ i Harasa, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tao amin’ ny tanàna ambany tany Jerosalema ravehivavy); dia niresaka taminy izy ireo.
Nehemiah 10:28Maloka, Harima, Bana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Nehemia 7:72