The Bible Software
The Holy Bible · Baiboly Malagasy (1865)

Bokin'ny Nomery

Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy tany an-efitr’ i Sinay, tao amin’ ny trano-lay fihaonana tamin’ ny andro voalohany tamin’ ny volana faharoa, tamin’ ny taona faharoa taorian’ ny nivoahany avy tany amin’ ny tany Egypta, ka nanao hoe:

Read Bokin'ny Nomery Free →

The 36 Chapters

123456789101112131415161718192021222324252627282930313233343536