Bokin'ny Nomery 1:11
ny avy amin’ i Benjamina dia Abidana, zanak’ i Gideony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Benjamin; Abidan the son of Gideoni.
In Context
12ny avy amin’ i Dana dia Ahiezera, zanak’ i Amisaday;
Cross References
Numbers 2:22Dia vao ny firenen’ i Benjamina; ary ny lohan’ ny taranak’ i Benjamina dia Abidana, zanak’ i Gideony;
Numbers 10:24Ary Abidana, zanak’ i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak’ i Benjamina.