bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 1 › Bokin'ny Nomery 1:37
Bokin'ny Nomery 1:37
izay voalamina avy tamin’ ny firenen’ i Benjamina dia efa-jato amby dimy arivo sy telo alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Those that were numbered of them, even of the tribe of Benjamin, were thirty and five thousand and four hundred.
In Context
36Ary tamin’ ny taranak’ i Benjamina araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,
38Ary tamin’ ny taranak’ i Dana araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,
Read all of Bokin'ny Nomery 1
Cross References
Numbers 2:23ary ny miaramilany izay nalamina dia efa-jato amby dimy arivo amby telo alina.
Judges 20:44Ary ny Benjamita dia nahafatesany valo arivo sy iray alin-dahy; lehilahy nahery avokoa ireo rehetra ireo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 1:37