Bokin'ny Nomery 1:47
Fa ny Levita, araka ny fireneny kosa dia tsy mba nalamina ho isan’ ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the Levites after the tribe of their fathers were not numbered among them.
In Context
46dia dimam-polo amby dimam-jato sy telo arivo sy enina hetsy.
48Fa Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Cross References
Numbers 1:3dia ny lehilahy rehetra amin’ ny Isiraely hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika; handamina azy araka ny antokony avy ianao sy Arona.
Numbers 2:33Fa ny Levita dia tsy mba niaraka nalamina tamin’ ny Zanak’ Isiraely, araka izay efa nandidian’ i Jehovah an’ i Mosesy.
Numbers 8:1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Numbers 26:62Ary izay voalamina taminy dia telo arivo amby roa alina, dia ny lahy rehetra hatramin’ ny iray volana no ho miakatra; fa tsy niaraka nalamina tamin’ ny Zanak’ Isiraely izy, satria tsy mba nomena zara-tany teo amin’ ny Zanak’ Isiraely.
1 Chronicles 21:6Fa ny Levy sy ny Benjamina tsy mba nalaminy, satria fahavetavetana tamin’ i Joaba ny tenin’ ny mpanjaka.