Bokin'ny Nomery 10:15
Ary Netanela, zanak’ i Zoara, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ Isakara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And over the host of the tribe of the children of Issachar was Nethaneel the son of Zuar.
In Context
16Ary Eliaba, zanak’ i Helona, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Zebolona.
Read all of Bokin'ny Nomery 10
Cross References
Numbers 7:18Ary tamin’ ny andro faharoa dia Netanela, zanak’ i Zoara, lohan’ ny taranak’ Isakara, no nanatitra.