The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 10 › Bokin'ny Nomery 10:17

Bokin'ny Nomery 10:17

Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak’ i Gersona sy ny taranak’ i Merary, nitondra ny tabernakely.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the tabernacle was taken down; and the sons of Gershon and the sons of Merari set forward, bearing the tabernacle.

In Context

16Ary Eliaba, zanak’ i Helona, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Zebolona.

18Dia niainga ny fanevan’ ny tobin’ i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak’ i Sedeora, no mpifehy ny antokony.

Read all of Bokin'ny Nomery 10

Cross References

Numbers 3:25Ary ny anjara-raharahan’ ny zanak’ i Gersona eo amin’ ny trano-lay fihaonana dia ny tabernakely sy ny lay sy ny firakony sy ny varavarana lamba amin’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana,

Numbers 4:21Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Numbers 7:6Dia noraisin’ i Mosesy ny sariety sy ny omby ka nomeny ny Levita.

Hebrews 12:28Koa satria mandray fanjakana tsy azo ampihorohoroina isika, dia aoka isika hanana fahasoavana ho entintsika manao izay fanompoana sitrak’ Andriamanitra amin’ ny fanajana sy ny fahatahorana;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 10:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 10:16Bokin'ny Nomery 10Bokin'ny Nomery 10:18 →