Bokin'ny Nomery 10:19
Ary Selomiela, zanak’ i Zorisaday, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Simeona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And over the host of the tribe of the children of Simeon was Shelumiel the son of Zurishaddai.
In Context
20Ary Eliasafa, zanak’ i Doela, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Gada.
Read all of Bokin'ny Nomery 10
Cross References
Numbers 7:36Ary tamin’ ny andro fahadimy dia Selomiela, zanak’ i Zorisaday, lohan’ ny taranak’ i Simeona, no nanatitra.