Bokin'ny Nomery 10:27
Ary Ahira, zanak’ i Enana, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Naftaly.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And over the host of the tribe of the children of Naphtali was Ahira the son of Enan.
In Context
26Ary Pagiela, zanak’ i Okrana, no mpifehy ny antokon’ ny firenena taranak’ i Asera.
28Izany no fandehan’ ny Zanak’ Isiraely, araka ny antokony avy, raha niainga izy.
Read all of Bokin'ny Nomery 10
Cross References
Numbers 7:78Ary tamin’ ny andro faharoa ambin’ ny folo dia Ahira, zanak’ i Enana, lohan’ ny taranak’ i Naftaly, no nanatitra.