Bokin'ny Nomery 11:26
Fa nisy roa lahy nijanona teo an-toby, Eldada no anaran’ ny anankiray, ary Medada no anaran’ ny anankiray; ary ny Fanahy nitoetra tao aminy; ary isan’ izay voasoratra izy roa lahy, nefa tsy mba nankeo amin’ ny trano-lay; dia naminany teo an-toby izy roa lahy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 11
Cross References
Exodus 4:13Fa hoy izy: Tompo ô! mifona aminao aho, iraho izay tianao hirahina.
1 Samuel 20:26Nefa Saoly tsy niteny na inona na inona tamin’ izany andro izany; fa nataony ho nisy zavatra nanjo azy, ka tsy madio izy, eny, tsy madio izy.
Jeremiah 36:5Ary Jeremia nandidy an’ i Baroka hoe: Izaho izao dia voahazona ka tsy afaka mankany an-tranon’ i Jehovah;