The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 11 › Bokin'ny Nomery 11:3

Bokin'ny Nomery 11:3

Ary ny anaran’ izany tany izany dia nataony hoe Tabera, satria nandoro azy ny afon’ i Jehovah.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he called the name of the place Taberah: because the fire of the LORD burnt among them.

In Context

2Dia nitaraina tamin’ i Mosesy ny olona; ary Mosesy nifona tamin’ i Jehovah, dia maty ny afo.

4Ary ny olona hafa firenena izay niharo taminy dia liana, ary ny Zanak’ Isiraely koa dia nitomany indray hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay!

Read all of Bokin'ny Nomery 11

Cross References

Numbers 16:35Ary nisy afo nivoaka avy tamin’ i Jehovah ka nandevona ny lehilahy dimam-polo amby roan-jato izay nanatitra ditin-kazo manitra.

Psalms 78:21Koa nony ren’ i Jehovah izany, dia tezitra Izy; ary nisy afo nirehitra tamin’ i Jakoba, sady nisy fahatezerana namely ny Isiraely,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 11:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 11:2Bokin'ny Nomery 11Bokin'ny Nomery 11:4 →