The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 11 › Bokin'ny Nomery 11:32

Bokin'ny Nomery 11:32

Dia nitsangana ny olona nandritra izany andro izany sy nandritra ny alina sy ny ampitson’ iny koa ka nanangona ny papelika; ary izay kely fanangona no folo homera; ary nahahiny ho maina ireny manodidina ny toby.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the people stood up all that day, and all that night, and all the next day, and they gathered the quails: he that gathered least gathered ten homers: and they spread them all abroad for themselves round about the camp.

In Context

31Ary nisy rivotra nivoaka avy tamin’ i Jehovah ka nitondra papelika avy tany amin’ ny ranomasina ary nampihahakahaka azy teny amin’ ny toby, ka tokony ho lalana indray andro manodidina ny toby no nisy azy, ary tokony ho roa hakiho ambonin’ ny tany izy.

33Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany, dia nirehitra tamin’ ny olona ny fahatezeran’ i Jehovah, ary namely ny olony tamin’ ny kapoka mafy indrindra Izy.

Read all of Bokin'ny Nomery 11

Cross References

Exodus 16:36Ary ny omera dia ampahalofon’ ny vata efaha.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 11:32

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 11:31Bokin'ny Nomery 11Bokin'ny Nomery 11:33 →