The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 11 › Bokin'ny Nomery 11:34

Bokin'ny Nomery 11:34

Ary ny anaran’ izany tany izany nataony hoe: Kibrota-hatava, satria teo no nandevenana ny olona izay liana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he called the name of that place Kibroth-hattaavah: because there they buried the people that lusted.

In Context

33Fa raha mbola teo am-bavany ny hena ka tsy mbola lany, dia nirehitra tamin’ ny olona ny fahatezeran’ i Jehovah, ary namely ny olony tamin’ ny kapoka mafy indrindra Izy.

35Ary niala tao Kibrota-hatava ny olona ka nifindra nankany Hazerota; dia nitoetra tany Hazerota izy.

Read all of Bokin'ny Nomery 11

Cross References

Numbers 33:16Ary nony niala tany an-efitr’ i Sinay izy, dia nitoby tao Kibrota-hatava.

1 Corinthians 10:6Ary izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika, mba tsy ho mpila zava-dratsy isika toy ny nilan’ ireny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 11:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 11:33Bokin'ny Nomery 11Bokin'ny Nomery 11:35 →