The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 11 › Bokin'ny Nomery 11:6

Bokin'ny Nomery 11:6

Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But now our soul is dried away: there is nothing at all, beside this manna, before our eyes.

In Context

5Tsaroanay ny hazandrano izay nohaninay, maimaim-poana tany Egypta mbamin’ ny voatango sy tongolo samy hafa karazana.

7Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin’ ny bedola.

Read all of Bokin'ny Nomery 11

Cross References

2 Samuel 13:4Ka hoy izy taminy: Nahoana ianao, ry zanaky ny mpanjaka, no mihamahia isan’ andro isan’ andro? Tsy tianao hambara amiko va izany? Dia hoy Amnona taminy: Tia an’ i Tamara, anabavin’ i Absaloma rahalahiko, aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 11:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 11:5Bokin'ny Nomery 11Bokin'ny Nomery 11:7 →