Bokin'ny Nomery 11:7
Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin’ ny bedola.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the manna was as coriander seed, and the colour thereof as the colour of bdellium.
In Context
6Fa izao dia maina ny ainay: tsy misy na inona na inona eto imasonay afa-tsy ny mana ihany.
Read all of Bokin'ny Nomery 11
Cross References
Exodus 16:14ary nony niala ny ando, dia, indro, nisy zava-madinika boribory teny amin’ ny efitra, madinika toy ny fanala amin’ ny tany.
Exodus 16:31Ary ny anarany dia nataon’ ny taranak’ Isiraely hoe Mana; ary tahaka ny voan-drafy izy sady fotsy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny mofo misy tantely.
Revelation 2:17Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ ny Fanahy amin’ ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin’ ny vato dia misy anaram-baovao voasoratra, izay tsy fantatr’ olona afa-tsy izay mandray azy ihany.