bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 11 › Bokin'ny Nomery 11:9
Bokin'ny Nomery 11:9
Ary raha nilatsaka tamin’ ny toby ny ando nony alina, dia nilatsaka koa niaraka taminy ny mana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the dew fell upon the camp in the night, the manna fell upon it.
In Context
8Nandehandeha ny olona ka nanangona azy, dia nitoto azy tamin’ ny fikosoham-bary na tamin’ ny laona, ary nahandro azy tamin’ ny vilany, dia nanao mofo azy; ary ny fanandramana azy dia tahaka ny fanandramana mofo misy diloilo.
10Ary Mosesy nandre ny olona nitomany tamin’ ny isam-pianakaviany, samy teo amin’ ny varavaran’ ny lainy avy; dia nirehitra fatratra ny fahatezeran’ i Jehovah; ary tsy sitrak’ i Mosesy koa izany.
Read all of Bokin'ny Nomery 11
Cross References
Exodus 16:13Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby;
Psalms 78:23Kanefa nandidy ny rahona tany ambony Izy, ary ny varavaran’ ny lanitra no novohàny,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 11:9