bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 15 › Bokin'ny Nomery 15:12
Bokin'ny Nomery 15:12
Tahaka izany no hataonareo amin’ izy rehetra, araka ny isan’ ny zavatra aterinareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
According to the number that ye shall prepare, so shall ye do to every one according to their number.
In Context
11Izany no hatao amin’ ny isan-omby iray, na ny isan-ondrilahy iray, na ny isan-janak’ ondry iray, na ny isan-janak’ osy iray.
13Ny tompon-tany rehetra samy hanao ireo zavatra ireo araka izany, raha manatitra fanatitra atao amin’ ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an’ i Jehovah izy.
Read all of Bokin'ny Nomery 15
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 15:12