Bokin'ny Nomery 15:18
Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Raha tonga any amin’ ny tany izay itondrako anareo ianareo
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
17Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
19ka hihinana mofo avy amin’ ny vokatry ny tany, dia hanokana izay ho an’ i Jehovah.
Read all of Bokin'ny Nomery 15
Cross References
Numbers 15:2Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely hoe: Raha tonga any amin’ ny tany honenanareo izay omeko anareo ianareo