Bokin'ny Nomery 15:38
Mitenena amin’ ny Zanak’ Isiraely, ka asaovy asiany somotraviavy ny sisin’ ny fitafiany hatramin’ ny taranany fara mandimby, ary aoka hasiany kofehy manga eo amin’ ny somotraviaviny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
37Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Read all of Bokin'ny Nomery 15
Cross References
Deuteronomy 22:12Asio somotraviaviny ny zorony efatra amin’ ny lambanao izay itafianao.
Matthew 23:5Ary ny asany rehetra dia ataony mba ho hitan’ ny olona; fa ataony lehibe ny fylakiterany, ary ataony vaventy ny somotraviaviny.