bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 16 › Bokin'ny Nomery 16:8
Bokin'ny Nomery 16:8
Dia hoy koa Mosesy tamin’ i Kora: Henoy, ry taranak’ i Levy:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Moses said unto Korah, Hear, I pray you, ye sons of Levi:
In Context
7dia asio afo eo anatiny ka asio ditin-kazo manitra eo aminy eo anatrehan’ i Jehovah; ary ny lehilahy izay fidin’ i Jehovah, dia izy no ho masìna; fa aoka izay ianareo, ry taranak’ i Levy!
9Moa ataonareo ho zavatra kely va ny nampisarahan’ Andriamanitry ny Isiraely anareo tamin’ ny fiangonan’ ny Isiraely hitondrany anareo ho akaiky Azy, hanaovanareo ny fanompoam-pivavahana momba ny tabernakelin’ i Jehovah sy hitoeranareo eo anatrehan’ ny fiangonana hanompo azy?
Read all of Bokin'ny Nomery 16
Cross References
Judges 17:12Dia natokan’ i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon’ i Mika.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 16:8