Bokin'ny Nomery 17:25
Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Avereno ny tehin’ i Arona ho eo anoloan’ ny Vavolombelona, hotehirizina ho famantarana ho an’ ny mpiodina, ka dia hatsahatrao hiala amiko ny fimonomononany, mba tsy ho faty izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
26Dia nataon’ i Mosesy izany; araka izay efa nandidian’ i Jehovah azy no nataony.
Read all of Bokin'ny Nomery 17