Bokin'ny Nomery 18:14
Ny zavatra rehetra voatokana amin’ ny Isiraely dia ho anao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Every thing devoted in Israel shall be thine.
In Context
Read all of Bokin'ny Nomery 18
Cross References
Leviticus 27:28Kanefa ny zavatra rehetra izay atokan’ ny olona ho an’ i Jehovah amin’ izay ananany, na olona, na biby fiompy, na tany izay fananany, dia tsy hamidy, na havotana; masìna dia masìna ho an’ i Jehovah ny zavatra rehetra izay atokana.