bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 18 › Bokin'ny Nomery 18:25
Bokin'ny Nomery 18:25
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses, saying,
In Context
24Fa ny fahafolon-karen’ ny Zanak’ Isiraely, izay ateriny ho fanatitra ho an’ i Jehovah, dia efa nomeko ho an’ ny taranak’ i Levy ho fananany; izany no nilazako taminy hoe: Tsy hanana lova eo amin’ ny Zanak’ Isiraely izy.
26Mitenena indray amin’ ny Levita hoe: Rehefa raisinareo amin’ ny zanak’ Isiraely ny fahafolon-karena, izay efa nomeko ho fanananareo avy aminy, dia hanalanareo ampahafolony kosa ho an’ i Jehovah izany.
Read all of Bokin'ny Nomery 18
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 18:25