The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 18 › Bokin'ny Nomery 18:28

Bokin'ny Nomery 18:28

Toy izany koa no hanateranareo fanatitra ho an’ i Jehovah avy amin’ ny fahafolon-karenareo rehetra, izay horaisinareo amin’ ny Zanak’ Isiraely; ary avy amin’ izany no hanateranareo ho an’ i Jehovah, dia ho an’ i Arona mpisorona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thus ye also shall offer an heave offering unto the LORD of all your tithes, which ye receive of the children of Israel; and ye shall give thereof the LORD’S heave offering to Aaron the priest.

In Context

27Ary ny fanatitra alainareo dia hisaina ho anareo toy ny vary avy eo am-pamoloana sy ny divay avy eo amin’ ny famiazana.

29Ary ny zavatra rehetra omena anareo no hanateranareo ny fanatitra rehetra izay alaina ho an’ i Jehovah, dia amin’ izay rehetra tsara indrindra avy aminy, dia izay zavatra masìna avy aminy.

Read all of Bokin'ny Nomery 18

Cross References

Genesis 14:18Ary Melkizedeka, mpanjakan’ i Salema, nivoaka nitondra mofo sy divay; ary izy dia mpisoron’ Andriamanitra Avo Indrindra.

Hebrews 6:20tany no nidiran’ i Jesosy ho Mpialoha antsika, rehefa tonga Mpisoronabe “mandrakizay araka ny fanaon’ i Melkizedeka” Izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 18:28

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 18:27Bokin'ny Nomery 18Bokin'ny Nomery 18:29 →