The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 19 › Bokin'ny Nomery 19:14

Bokin'ny Nomery 19:14

Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin’ ny lay dia haloto hafitoana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

This is the law, when a man dieth in a tent: all that come into the tent, and all that is in the tent, shall be unclean seven days.

In Context

13Izay rehetra mikasika fatin’ olona ka tsy manadio ny tenany dia mandoto ny tabernakelin’ i Jehovah ka hofongorana tsy ho amin’ ny Isiraely; satria tsy nofafazana ny rano fanadiovana izy, dia haloto: ny fahalotoany mbola eo aminy ihany.

15Ary ny fanaka rehetra misokatra izay tsy misy rakotra voafehy aminy, dia haloto.

Read all of Bokin'ny Nomery 19

Cross References

Leviticus 15:32Izany no lalàna ny amin’ ny marary mitsika, sy ny amin’ izay ialan’ ny azy, ka mahaloto azy izany,

Leviticus 21:11Ary aoka tsy hiditra am-paty akory izy, ka tsy handoto ny tenany na dia amin’ ny rainy aman-dreniny aza.

Numbers 6:6Amin’ ny andro rehetra izay itokanany ho an’ i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy;

Numbers 9:6Ary nisy olona sasany izay naloto tamim-paty ka tsy nahazo nitandrina ny Paska tamin’ izany andro izany; dia nankeo anatrehan’ i Mosesy sy Arona izy tamin’ izany andro izany

Ezekiel 39:12Ary fito volana mipaka no handevenan’ ny taranak’ Isirady azy, hanadiovany ny tany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 19:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 19:13Bokin'ny Nomery 19Bokin'ny Nomery 19:15 →