bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 19 › Bokin'ny Nomery 19:17
Bokin'ny Nomery 19:17
Dia hangalana ho an’ ny maloto ny lavenon’ ilay nodorana teo ho fanatitra noho ny ota, ary hasiany rano nalaina tamin’ ny rano mandeha izany eo am-bilia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And for an unclean person they shall take of the ashes of the burnt heifer of purification for sin, and running water shall be put thereto in a vessel:
In Context
16Ary izay rehetra mikasika izay matin-tsabatra any an-tsaha, na fatin’ olona, na taolan’ olona, na fasana, dia haloto hafitoana.
18Dia haka hysopa ny lehilahy madio anankiray ka hanoboka azy eo amin’ ny rano, dia hafafiny amin’ ny lay mbamin’ ny fanaka rehetra sy ny olona izay eo ary ilay nikasika ny taolana, na ny novonoina, na ny matin’ aretina, na ny fasana.
Read all of Bokin'ny Nomery 19
Cross References
Genesis 26:19Dia nihady teo amin’ ny lohasaha ny mpanompon’ Isaka ka nahita loharano velona teo.
Song of Solomon 4:15Loharano ao an-tanimboly ianao, loharano miboiboika, ary renirano kely avy any Libanona.
John 7:38Izay mino Ahy, dia hisy onin’ ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan’ ny Soratra Masìna.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 19:17