The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 19 › Bokin'ny Nomery 19:6

Bokin'ny Nomery 19:6

Ary ny mpisorona dia haka hazo sedera sy hysopa ary jaky ka hanipy azy eo afovoan’ ny afo andoroana ny vantotr’ ombivavy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the priest shall take cedar wood, and hyssop, and scarlet, and cast it into the midst of the burning of the heifer.

In Context

5Dia hodorana eo imasony ilay vantotr’ ombivavy: ny hodiny sy ny henany ary ny ràny mbamin’ ny tain-drorohany dia hodorana avokoa.

7Dia hosasan’ ny mpisorona ny fitafiany, ary handro amin’ ny rano izy, ary rehefa afaka izany, dia hankeo amin’ ny toby izy; ary haloto mandra-paharivan’ ny andro ny mpisorona.

Read all of Bokin'ny Nomery 19

Cross References

Leviticus 14:6Ary halainy ny vorona velona sy ny hazo sedera sy ny jaky ary ny hysopa, dia hatsobony ireo mbamin’ ny vorona velona eo amin’ ny ran’ ny vorona izay novonoina teo ambonin’ ny rano nalaina tamin’ ny rano mandeha.

Psalms 51:7Indro, tamin’ ny heloka no niterahana ahy, ary tamin’ ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.

Hebrews 9:19Fa rehefa voalazan’ i Mosesy tamin’ ny vahoaka rehetra ny didy rehetra araka ny lalàna, dia nalainy ny ran-janak’ omby sy ny ran’ osilahy mbamin’ ny rano sy ny volon’ ondry jaky sy ny hysopa ka nafafiny tamin’ ny boky sy ny vahoaka rehetra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 19:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 19:5Bokin'ny Nomery 19Bokin'ny Nomery 19:7 →