bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 22 › Bokin'ny Nomery 22:24
Bokin'ny Nomery 22:24
Ary Ilay Anjelin’ i Jehovah nijanona teo an-kandemponana tanelanelan’ ny tanim-boaloboka, izay nisy fefy teo an-daniny roa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the angel of the LORD stood in a path of the vineyards, a wall being on this side, and a wall on that side.
In Context
23Dia hitan’ ny boriky nijanona teo an-dalana Ilay Anjelin’ i Jehovah sady nitana ny sabany voatsoaka teny an-tànany; dia nivily lalana ny boriky ka nankany amin’ ny saha; dia nikapoka ny boriky Balama mba hampiverina azy ho amin’ ny lalana.
25Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin’ i Jehovah, dia niampify teo amin’ ny fefy ka nanery ny tongotr’ i Balama tamin’ ny fefy; dia nikapoka azy indray izy.
Read all of Bokin'ny Nomery 22
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 22:24