bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 22 › Bokin'ny Nomery 22:26
Bokin'ny Nomery 22:26
Ary mbola nandroso Ilay Anjelin’ i Jehovah ka nijanona teo amin’ ny fitoerana èty, izay tsy nisy lalana hiviliana, na ho amin’ ny ankavanana, na ho amin’ ny ankavia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the angel of the LORD went further, and stood in a narrow place, where was no way to turn either to the right hand or to the left.
In Context
25Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin’ i Jehovah, dia niampify teo amin’ ny fefy ka nanery ny tongotr’ i Balama tamin’ ny fefy; dia nikapoka azy indray izy.
27Ary ny boriky nahita ilay Anjelin’ i Jehovah, dia nandry teo ambanin’ i Balama; ary nirehitra ny fahatezeran’ i Balama ka nikapoka ny boriky tamin’ ny tehina izy.
Read all of Bokin'ny Nomery 22
Cross References
Hosea 2:6Ary tsy hamindrako fo ny zanany, Satria zanaky ny fijangajangana ireny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 22:26