bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 23 › Bokin'ny Nomery 23:28
Bokin'ny Nomery 23:28
Ary Balama dia nentin’ i Balaka ho ao an-tampon’ i Peora, izay manatrika ny efitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Balak brought Balaam unto the top of Peor, that looketh toward Jeshimon.
In Context
27Dia hoy Balaka tamin’ i Balama: Andeha ho entiko any amin’ izay tany hafa ianao; angamba ho sitrak’ Andriamanitra ny hanozonanao azy any ho ahy.
29Dia hoy Balama tamin’ i Balaka: Manorena alitara fito eto ho ahy, ka manamboara vantotr’ ombilahy fito sy ondrilahy fito.
Read all of Bokin'ny Nomery 23
Cross References
Psalms 106:28Nikambana tamin’ i Bala-peora ireo ka nihinana ny fanatitra ho an’ ny maty,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 23:28