bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 24 › Bokin'ny Nomery 24:15
Bokin'ny Nomery 24:15
Dia nanao oha-teny izy ka nilaza hoe: Hoy Balama, zanak’ i Beora, dia ny lehilahy izay voakimpy ny masony;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he took up his parable, and said, Balaam the son of Beor hath said, and the man whose eyes are open hath said:
In Context
14Ary ankehitriny, indro, efa handeha ho any amin’ ny fireneko aho, dia aoka hananatra anao aho ny amin’ izay hataon’ ity firenena ity amin’ ny vahoakanao any am-parany.
16Izay mandre ny tenin’ Andriamanitra sady mahalala ny fahalalan’ ny Avo Indrindra, izay mahita fahitana avy amin’ ny Tsitoha, torana, kanefa voahiratra ny masony:
Read all of Bokin'ny Nomery 24
Cross References
Numbers 23:18Dia nanao oha-teny Balama ka nilaza hoe: Mitsangàna, ry Balaka, ka mandrenesa; Atongilano amiko ny sofinao, ry zanak’ i Zipora;
Job 27:1Dia mbola nandroso nanao oha-teny ihany Joba ka nanao hoe:
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 24:15