bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 25 › Bokin'ny Nomery 25:10
Bokin'ny Nomery 25:10
Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the LORD spake unto Moses, saying,
In Context
9Ary izay maty tamin’ ny areti-mandringana dia efatra arivo amby roa alina.
11Finehasa, zanak’ i Eleazara, zanak’ i Arona mpisorona, nampiala ny fahatezerako tamin’ ny Zanak’ Isiraely, raha firehitra noho ny fitiavany Ahy izy; ka dia tsy nataoko lany ringana ny Zanak’ Isiraely tamin’ ny firehetan’ ny fahatezerako.
Read all of Bokin'ny Nomery 25
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 25:10