The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 25 › Bokin'ny Nomery 25:17

Bokin'ny Nomery 25:17

Rafeso ny Midianita, ka iadio;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Vex the Midianites, and smite them:

In Context

16Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

18fa izy nandrafy anareo tamin’ ny fanangoleny, izay nanangoleny anareo tamin’ ny an’ i Peora sy Kosby anabaviny, zanakavavin’ ny andriandahy Midianita anankiray, izay novonoina tamin’ ny andron’ ny areti-mandringana noho ny an’ i Peora.

Read all of Bokin'ny Nomery 25

Cross References

Numbers 31:1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:

Judges 6:1Ary nanao izay ratsy eo imason’ i Jehovah ny Zanak’ Isiraely, ka dia natolotr’ i Jehovah ho eo an-tànan’ ny Midiana fito taona izy;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Nomery 25:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Nomery 25:16Bokin'ny Nomery 25Bokin'ny Nomery 25:18 →