Bokin'ny Nomery 26:17
avy tamin’ i Aroda ny fokon’ ny Arodita; avy tamin’ i Arely ny fokon’ ny Arelita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Arod, the family of the Arodites: of Areli, the family of the Arelites.
In Context
16avy tamin’ i Ozny ny fokon’ ny Oznita; avy tamin’ i Erỳ ny fokon’ ny Erita;
18Ireo no fokon’ ny zanak’ i Gada, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby efatra alina
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Genesis 46:16Ary ny zanakalahin’ i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely.