Bokin'ny Nomery 26:25
Ireo no fokon’ Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24avy tamin’ i Jasoba ny fokon’ ny Jasobita; avy tamin’ i Simrona ny fokon’ ny Simronita,
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Numbers 2:5Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen’ Isakara; ary ny lohan’ ny taranak’ Isakara dia Netanela, zanak’ i Zoara;