Bokin'ny Nomery 26:28
Ny zanak’ i Josefa, araka ny fokony, dia Manase sy Efraima.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Joseph after their families were Manasseh and Ephraim.
In Context
27Ireo no fokon’ ny Zebolonita, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby enina alina.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Genesis 41:52Ary ny anaran’ ny zandriny kosa nataony hoe Efraima; fa hoy izy: Andriamanitra efa nahamaro ahy teto amin’ ny tanin’ ny fahoriako.
Genesis 48:5Ary ankehitriny, ny zanakao mirahalahy, izay efa naterakao tatỳ amin’ ny tany Egypta, fony tsy mbola tonga tatỳ aminao eto Egypta aho, dia ho ahy ireo: eny, Efraima sy Mariase dia ho ahy, tahaka an’ i Robena sy Simeona.
1 Chronicles 5:23Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen’ i Manase dia nonina tamin’ ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin’ ny tendrombohitra Hermona.