Bokin'ny Nomery 26:35
Izao no taranak’ i Efraima, araka ny fokony: avy tamin’ i Sotela ny fokon’ ny Sotelita; avy tamin’ i Bekera ny fokon’ ny Bekerita; avy tamin’ i Tahana ny fokon’ ny Tahanita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
34Ireo no fokon’ i Manase; ary izay voalamina taminy dia fiton-jato amby roa arivo amby dimy alina.
36Ary izao no taranak’ i Sotela: avy tamin’ i Erana ny fokon’ ny Eranita.
Read all of Bokin'ny Nomery 26