bible.software › Bokin'ny Nomery › Bokin'ny Nomery 26 › Bokin'ny Nomery 26:36
Bokin'ny Nomery 26:36
Ary izao no taranak’ i Sotela: avy tamin’ i Erana ny fokon’ ny Eranita.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And these are the sons of Shuthelah: of Eran, the family of the Eranites.
In Context
35Izao no taranak’ i Efraima, araka ny fokony: avy tamin’ i Sotela ny fokon’ ny Sotelita; avy tamin’ i Bekera ny fokon’ ny Bekerita; avy tamin’ i Tahana ny fokon’ ny Tahanita.
37Ireo no fokon’ ny taranak’ i Efraima, araka izay voalamina taminy, dia diman-jato amby roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’ i Josefa araka ny fokony.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Nomery 26:36