Bokin'ny Nomery 26:38
Ny taranak’ i Benjamina, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Bela ny fokon’ ny Belita; avy tamin’ i Asibela ny fokon’ ny Asibelita; avy tamin’ i Ahirama ny fokon’ ny Ahiramita;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
39avy tamin’ i Sefofama ny fokon’ ny Sefofamita; avy tamin’ i Hofama ny fokon’ ny Hofamita.
Read all of Bokin'ny Nomery 26
Cross References
Genesis 46:2Ary Andriamanitra niteny tamin’ Isiraely tao amin’ ny fahitana nony alina ka nanao ho: Ry Jakoba, ry Jakoba ô! Ary hoy kosa izy: Inty aho.
1 Chronicles 7:6Ny zanakalahin’ i Benjamina dia Bela sa Bakera ary Jediaela; telo izy.